Dikan'ny teny : miorina

Hampiditra dikany hafa
(orina) mt s. (miorena): Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io? • Mitsangana: Miorina lauitra ny tanna ny trano fitsaboana. • Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan'ny mpifady toaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.006