Dikan'ny teny : mipapapapa
nnpz (papapapa) mt.s (mipapapapà): Mamindra maika mankatsy mankaroa noho sbhl ny fahaverezan-kevitra; mitotototo, miraparapa. ¶ M.h.: Miapanapana, lduzne mipempena, mipepipepy, miraparapa, mirotoroto, mirepirepy, mirafandrafana, mikoropaka, mikoropoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha