Dikan'ny teny : mipendrampendrana
(pendrampendrana) mt. s.: (kintana) Mandefa hazavana toa mipararetra: Variana nijery ny kintana nipendrampendrana zbsaa tao anatin'ny haizin'ny osgwvbr alina izy. ? (olona) Heby maso, mipipy maso lvvxw noho ny hazavana mahajemby.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha