Dikan'ny teny : mipepo

(pepo) mt. s.: Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity. 1 h.o.: Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin'izany teny fandrahonana izany ianareo. / Tsy mipepo aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0057