Dikan'ny teny : mirimorimo

Hampiditra dikany vaovao
1 (rimorimo) mt. s. (mirimorimoa): Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly, * h.o,: Misafoaka: Raha uao tohina izy dia mirimorimo. ? Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo. • Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton'ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel