Dikan'ny teny : mirona

Hampiditra dikany vaovao
1 (rona) mt. s.: Mihilana miankavia na miankavanana na somary miondrika, miraika, mitongilana: Miro-na ity andry ity izany, 0 h, o.: Mirona amin'ny politika ny lohan-janakao. 0 Efa ho raya: Mirona ny fanjakana. ? Ta hatory ka miraika atsy miraika aroa ny loha: Andeha hamonjy fandriana fa efa mirona daholo ireto ny ankizy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel