Dikan'ny teny : miropy

Hampiditra dikany vaovao
1 (ropy) mt, s.: Mitakoko, mipetraka manjokaiky. ? h,i.: Mialoka: Izany, rahauako, no roa lahy milanja ambetraka, ka sendra laviana miara-miropy, sendra mafana miara-mihinjaka. (Tsel.) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel