Dikan'ny teny : misafary

Hampiditra dikany vaovao
1 (safary) mt. s. (misafaria): Manao teny miolakolaka: Misafary lava io Rangahy io rehefa misy fangatahandalana ataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel