Dikan'ny teny : misafay

Hampiditra dikany vaovao
1 Miala safay, Manao alasafay (safay) mt, s.: (Ity farany no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel