Dikan'ny teny : misafelika

Hampiditra dikany vaovao
1 (safelika) mt, s. na p.t. (misafeleha): Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany am-badiky ny trano no nahatongauako ka tsy hitanao, / Misafelika ny renirano. 0 Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan'ny fahavalo. / Lalana misafelika. 0 Manao teny be olakolaka: Nahoana moo ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel