Dikan'ny teny : misafo

Hampiditra dikany vaovao
1 (safo) mt. s. (misafoa): Mampandalo moramora ny tanana eo ambony zavatra iray: Misafo ny lohany marn drakariva io zazalahy io rehefa hiteny. 0 Manotra: Iza no nisafo ny tongotrao narary? 0 Teny ilazana ny vehivavy bevohoka mitondra ny klbony hojeren'ny dokotera na ny mpampivelona: Tonga misafo isan-tapa-bolana eto amin'ny hopitaly io Ramatoa io, 0 Mandalo mba hijery ny fandehan-javatra:, mba hanara-maso: Hisy lehibe hisafo ny trano fitsaboana rahampitso, 0 Mijery taratra: Nisy lehilahy nisafo ny tanna omaly mba hangalatra, _ Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel