Dikan'ny teny : misafoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (safoaka) mt. s. (misafoaha): Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin'ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel