Dikan'ny teny : misafotofoto

Hampiditra dikany vaovao
1 (safotofoto) mt. s. (misafotofotoa): Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely. ¶ M.h.: hTifotofoto, mikorokoro. 1 Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity. ¶ M. h.: Misaritaka, misavorovoro, mivorovoro, mikorokoro. 1 Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra. ¶ M.h.: Mifotofoto, mikotikotika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel