Dikan'ny teny : misahana

(sahana) mt. P. (misahàna): Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lauany aho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.014