Dikan'ny teny : misahotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sahotaka) mt. s.: Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha van nandre izay uaouao izay. 1 Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha uao nandre ilay poa-basy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel