Dikan'ny teny : misangy

Hampiditra dikany vaovao
1 Misangisangy (sangy) mt. p. (misangia): Milalao a-min' olona, manao kivazivazy, mamosobosotra: Loza ity zaza ity raha hisangy ny namany. • Mihetraketraka, manorisory: Asaivo mitandrina Isambilo fa misangy foana ny zanako izy any ampianarana ka mita tsy ho ta-mana mihitsy ny zanako. ? Enti-milaza mpifankatia milalao mifanitikitika, mifanongotsongo, mifampikapokapoka...: Mahita ahy ise raha mbola hitako misangy an' i Soa ato avaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel