Dikan'ny teny : misantatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (santatra) mt. P. (misantara): Manao namampiasa na mihinana zavatra (vary, voankazo...) vokatra voalohany: Ianao izao no hisantatra iny elo vao novidiko iny. / Omaly izahay no nisantatra ny vary vokatra tamin' ity tanna ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel