Dikan'ny teny : misaona

Hampiditra dikany vaovao
1 (saona) mt. s. (misaonĂ ): Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan'ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel