Dikan'ny teny : misaosao

Hampiditra dikany vaovao
1 (saosao) mt. s.: Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy. ? Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra a-ho. • Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: A-za misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany (ohab,). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel