Dikan'ny teny : misaotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (saotra) mt. P. (misaora): Mankasitraka noho ny soa nataon'ny hafa tamin'ny tena: Namonjy ahy tamin'ny loza izy ka nisaotra azy aho. 1 Mametraka tsy ho vady: Efa telo volana izay Rakoto no nisaotra an-dRasoa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel