Dikan'ny teny : misarangotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarangotra) mt. s. (misarangota): Mamikitra mafy amin-javatra na olona noho ny tahotra hianjera na noho ny tsy fitiavana hisaraka aminy: Natahotra Ibalita kely ka nisarangotra tamindreniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel