Dikan'ny teny : misarebaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarebaka) mt. s. (misarebaha): Mirefarefa amin'ny tany: Misarebaka ny lambanao. • Mitafy lamba izay arefarefa amin'ny tany: Maika ho aiza ity ianao no misarebaka toy izao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel