Dikan'ny teny : misaritaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (saritaka) mt. s. (misaritaha): Mikorontana, tsy milamina: Aza fady fa misaritaka be ihany ity ny tranoko. ? Mifaningotsingotra tsy hita lany: Misaritaka ity tady ka aoka hotapahina fa mana-la. 'e Misafotofoto tsy mihogo na mirandrana (volo): Misaritaka ny uolonao fa hogoy kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel