Dikan'ny teny : misarivy

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarivy) mt. 's.: Mikarakara sy mandroso sakafo. • Manampy ny pretra amin' ny fanaovana lamesa (fiteny matetika kokoa amin'ity havitra faharoa ny hoe miserivy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel