Dikan'ny teny : misarona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarona) mt. s. (misardna): Manisy sarony: Nisaron-doha izy dia nivoaka ny trano, • Misy sarony: Vilany misarona toa hisy inona ihany. (ohab.) ¶ M.h.: Mirakotra, mibonoka, mifonoka, mikobona, misakobona, misalobona, mibofoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel