Dikan'ny teny : misary

Hampiditra dikany vaovao
1 (sary) mt. s.: Manao tahaka ny, mody...: Misary adala reninareo, rankizy, miaraka amin'ireo tovovavy ireo. Ahitsio
2 (sary) mt. s.: Mitsirika, misafo. 1 Mitady toerana, mitady lalana hitsofohana, mitsapa. - F.-p.: Misary fandrika: ma-ka ny haza ao anatin'ny fandrika novelarina. / Misary vo-vo: maka ny hazandrano ao anatin'ny vovo. / Misary zoro: ilazana ny akoho hanatody izay mitady toerana hanatodizana, ary ilazana koa ny olona mijorojoro eny akaikin'ny vohitra na toerana misy zavatra tetehiny na kendrikendreny: Misy iny lehilahy manifinify iny misarisary zoro eto isan-hariva Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel