Dikan'ny teny : misasaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sasaka) mt. s. (misasaha): Mitapaka roa mitovy: Tsy mbola misasaka akory ny volana dia lany sahady ny karamany. • Mahazo ny antsasany avy: Tandremo fa tsy misasaka isika amin'ireto voankazo ireto satria izaho no nandoa vola be kokoa tamin'ny nividianana azy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel