Dikan'ny teny : misasatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sasatra) mt. s. (misasara): Miasa fatratra, manao vizana: Misasatra ho an' ny vady aman-janany ny raim-pianakaviana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel