Dikan'ny teny : misasy

Hampiditra dikany vaovao
1 (sasy) mt. s. (misasia): Manisy sasiny (na fitenenana izany na boky na hira). • Manesoneso kely. • Mandahatra amim-pahakingana mba hisarika ny olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel