Dikan'ny teny : misatry

Hampiditra dikany vaovao
1 (satry) mt. s.: Manao araka ny sitraky ny fo, ny danin'ny kibo. - F.-p.: Tsy misatry fanahy: tsy manao danin'ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel