Dikan'ny teny : misava

Hampiditra dikany vaovao
1 (sava) mt, p, sy mt, s. (misavà): Mitady, mikaroka: Misaua ilay gadralaua nandositra ny polisy. ? Mijery, mitsirika, mizaha fatratra: Mi-salsa ny trano misy ankizy mararin'ny donika ny mpikarakara ny toe-pahasalamana. 1 Mijery izay tsy mana-na: Misy polisy misava karatra ao. • Manala izay manentsina, na manelingelina: lanao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aorim na. • Manadihady, mamototra: Tia ny misaua ny fotojavatra izy rehefa mianatra. - F.-p.: Misava lalana: ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin'ny hiavian'ny lehibe. / Misava ranonando: enti-milaza ny aloha indrindra amin'ny mpandeha ka mampihintsana ny ranonando, — na olona nalefa hidinika mialoha momba ny zavatra kasaina hatao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel