Dikan'ny teny : misavasava

Hampiditra dikany vaovao
1 (savasava) mt. P. (misabasauà): Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa misavasaua ny raviny hahitana ny fotony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel