Dikan'ny teny : misidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sidina) mt. s. (misid(na): Miezaka miakatra eny amin'ny habakabaka: Misidina ambon y vao tra-pahoriana ohatra ny akohokely lasampapango. ? Mandeha haingana maivamaivana: Misidina izy rehefa mandeha. ! Misondrotra ambony be amin'ny fahaizana, voninahitra, harena...: Nisidina ambony tamin'ny harena Ingahy Rabe tato anatin'ny roa tanna. ΒΆ M.h.: Manidina, mikopaka elatra, misodika, misonanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel