Dikan'ny teny : misikidy

Hampiditra dikany vaovao
1 (sikidy) mt. s.: Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto. ? Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin'ny alalan'ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ue ianao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel