Dikan'ny teny : misikina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sikina) mt. s. (misikina): Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano. ? h.o.: Miomana, mivonona fatratra: Misikfna ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona. ? Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin'ny fanadiovana ny tanĂ na ny mponina. ? Manana: Misikina herim-po fa hiankinan'ny ho avinao ity zauatra ity, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel