Dikan'ny teny : misinda

Hampiditra dikany vaovao
1 (sinda) (t.tr.) p.t.: Mibilaka, mivena, misilaka. Ahitsio
2 (sinda) mt. s. (misindà): Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha uao nilazako izany. / Ao (anatin'ny fo) ny nofy novolavolaina — izay nisinda nalaky, tsy hita — Ao no rendrika ilay nantenaina — ilay sambo nataoko ho tafita. (J.J.R.) ~ Misava: Efa nisinda ny zavona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel