Dikan'ny teny : misintaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sintaka) mt. s. (misintaha): Miasaraka amin'ny vadiny, miala amin'ny tokantrano: Nisintaka Rasoa fa tsy tohany ny ataon'ny lahy. / Tsy afa-manambady hafa ny vehivavy nisintaka taloha raha tsy efa nisaoran-dralehilahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel