Dikan'ny teny : misintona

Hampiditra dikany vaovao
1 (sintona) mt s. (misintona): Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana. Mihena (toy ny rano tondra-ka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano. ~ Mikainkona: Nisintona ny hozany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel