Dikan'ny teny : misisika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sisika) mt. s. (misisiha): Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin'izao raharaha rehetra izaa Rangahy io. ~ Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan'ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita. - Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany. 1 Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel