Dikan'ny teny : misisy

Hampiditra dikany vaovao
1 (sisy) mt. s. na p.t.: Mikiky: Nisy voalavo nisisy an'ity mofo ity. ? Manitsy hazo fisaka amin'ny famaky, (tany) amin'ny angady: Dia tsy hahay hisisy hazo ve ianao? ? Mahitsy, tsy mivaona: Hazo fisaka efa misisy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel