Dikan'ny teny : misodika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sodika) mt. p. (misodiha): Manala ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin'ny rofia: Misodika rofia. 1 Manala ny fako kely madinika alohan'ny hitotoana vary: Misodika vary i Bozy. ~ Manesotra ny menaka na ny hero-dronono mitsinkafona: Nisy nisodika ny herotra tamin'ity ronono Mikendry zavatra eny am-panidinana manodidina ny tena (vorona). 1 Mijerijery taratra alohan 'ny hangalarana. ~ Misonenika izaitsizy eo am-pandihizana: Loza raha hisodika io tovovavy io rehefa mandihy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel