Dikan'ny teny : misodisody

Hampiditra dikany vaovao
1 (sodisody) mt. s. (misodisodia): Miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, mihaodihaody; mandehandeha manodidina: Misy olona misodisody manodidina ny tranony, hono, isan' alina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel