Dikan'ny teny : misoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (soka) mt, s. (misokà): Milentika ao anaty rano: Nisoka tao anaty rano ilay Rangahy. • (volana) Milentika: Efa hisoka ny volana. ~ h.i.: Lasa, maty: Mbola zaza izy dia efa nisoka ny ray amandreniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel