Dikan'ny teny : misokaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokàka) mt. s. na p. t.: Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra. ? Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity. / Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel