Dikan'ny teny : misokatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokatra) mt. s. (misokafa): Afa-tsarona: Misokatra ny vata. 1 Mitanatana; mivelatra: Aza misoka-bava rehefa matory. / Misokatra ny bois y. ? Mivoha, mivoha voalohany: Tsy mbola nisokatra ny trano. / Mangazay vao nisokatra ity. ? Azo (a-tao, aleha, iasana, anjonoana...): Misokatra izao ny lalana mianatsimo. /Misokatra ny fanjonoana any Manjakatompo. 1 Mihataka ny vavany, ny sisiny: Misokatra ny uavaferY. ~ Heno mafy ary mazava: Efa nisokatra izany ny feonao farina teo iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel