Dikan'ny teny : misokitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sokitra) mt. p. (misokira): Manao sarin-javatra sokirina: Mahay misokitra ny foko maromaro ao atsimo ao, 1 Voasa amin'ny fandraka: Iza no nanan ity sary misokitra ity? i Maka amin'ny fitaovana marani-doha: Misokitra voankazo. 1 Miangavy mafy, mangataka fatratra: Nisokitra ahy mafy Rakoto fa tsy nety namboraka ny tsiambarateloko aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel