Dikan'ny teny : misoko

Hampiditra dikany vaovao
1 (soko) mt. s. (misokoa): Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin'ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo, 1 Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita 1 Ampiasaina eo alohan'ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain'io matoanteny io no heviny amin'izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsY nahatao an'ilay renikeliny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel