Dikan'ny teny : misolafaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (solafaka) mt. s.: Mibolisatra, mikorisa fa ma-lama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy. 1 Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa van latsaka am-panenenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel