Dikan'ny teny : misolelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (solelaka) mt. s. na p.t.: Mitalesaka mivelatra: Misolelaka ny tarehin'iny olona iny. 1 Marivo aty: Vilany misolelaka. 1 Mandokadoka sy manolikoly mba hahazoana zavatra: Misolela-dava io zazalahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel