Dikan'ny teny : misolila

Hampiditra dikany vaovao
1 (solfia) mt. s.: Misobilaka: Nisolila loatra no nanaovan'ny mpandrafitra ity lela varavaraua ity! ? Misolampilampy: Misolila ity moron-dalana ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel